|
|
|
|

Teny iditra1  odiambavafo (ody)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  4  Sakafo maivana vao maraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Food eaten in the morning before going out to business, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  Remède contre les maux d'estomac (de vavafo : le creux de l'estomac; nom du premier repas ; petit déjeuner ou des en-cas ). Le plus populaire est le jus exprimé des feuilles du horovy. [1.196]
Ohatra  7  Vonon-kihafy amin' ny ody ambavafo aninaraina, raha mahatsiaro tena ho matiantoka amin' ny fidonanaham-poana tsy misy mpanontany na tra try ny varoboba. [2.470]
Tovy hevitra  8  odilolo
Mpanahaka  9  Odilolo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31