|
|
|
|

Teny iditra1  ofy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Vaofy, fanalana hoditra voankazo, hoditra vodinjavamaniry toy ny mangahazo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  (toute l'île). Epluchure, épiderme des organes végétaux ; périsperme des grains, etc. D'où le verbe miofy : épulcher, décortiquer, etc. [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Tovy hevitra  12  ofa, vofy

Fivaditsoratra  13  foy, ofy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31