Teny iditra Ohabolana sy fomba fiteny
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy navoakan' i Léonard Ramaroson tamin' ny taona 1958. Boky roa no tafavoaka. Tsy voaisa ny ohabolana zavon-tany ao. Ny mahahafa kely azy ity, dia ny fandaharana ny ohaholana araka ny fihetsi-panahy malagasy (firaisan-kina, fifankatiavana, havana sy mpianakavy...) ary mbola voatsikera amin' ny lafiny sy andinidiny indray. [Rahajarizafy 1988]
Mpanoratra Ramaroson Léonard, 1958
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/03/15