|
|
|
|

Teny iditra1  Ohabolana sy fomba fiteny
Singan-teny  2  ohabolana, fomba, fiteny
Sokajin-teny  3  anarana (lohatenin' boky)
Fanazavàna teny malagasy  4  navoakan' i Léonard Ramaroson tamin' ny taona 1958. Boky roa no tafavoaka. Tsy voaisa ny ohabolana zavon-tany ao. Ny mahahafa kely azy ity, dia ny fandaharana ny ohaholana araka ny fihetsi-panahy malagasy (firaisan-kina, fifankatiavana, havana sy mpianakavy...) ary mbola voatsikera amin' ny lafiny sy andinidiny indray. [2.299#10]
Mpanoratra  5  Ramaroson Léonard

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11