Teny iditra | Ohabolana vaovao | |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | |
Famaritana malagasy | navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby. [Rahajarizafy 1988] | |
Mpanoratra | Ratsimbazafy Louis, 1948 | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |