Teny iditra Ohabolana vaovao
Singan-teny ohabolana ; vaovao
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Fanazavàna teny malagasy Navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby. [2.299]
Mpanoratra Ratsimbazafy Louis, 1948
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12