|
|
|
|

Teny iditra1  Ohabolana voalamina
Sokajin-teny  2  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [2.299#11] navoakan-dRatatamo tamin' ny taona 1964, hoe hanampiana ny manala fanadinana. Tsy voaisa ny ohabolana ao, vitsy ihany. Voalamina araka ny foto-kevitra.
Singan-teny  4  ohabolana, voalamina
Mpanoratra  5  Ratatamo

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06