Teny iditra | 1 oha-jaza |
Singan-teny | 2 ohatra, zaza |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fombafomba arahina amin' ny fanaovana hasoavana raha maromaro ny zaza tsongoina: alahatra arakaraka ny halavany izy ireo ka volotara no andrefesana azy; tapahina izay mihoatrany lohan' ny tsirairay avy ka izany no amantarana izay lava sy fohy amin' izy ireo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a word used in collecting a general assemblage of the people when children under a specified height only are excepted. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] cérémonie de la circoncision qui consiste à mesurer l'enfant avec un roseau, dont on coupe ce qui dépasse la tête |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |