Teny iditra (1/2) | 1 o-i-e |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Hira na antsoantsom-pifaliana ataon' ny ankizy rehefa manao harendrina amin' ny Fandroana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a sound made in shouting at something, or when a thief, etc. is being chased. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 cris d'allégresse poussé par les enfants durant l'illumination du fandroana [1.3] |
Voambolana |
6 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (2/2) | 8 oie |
Sokajin-teny | 9 anarana (vavy) |
Fanazavàna teny malagasy |
10 vorombe, gisa 11 (figuré) olona ketrina, olona tonendrina, olona mitandrantandrana, bakakan'olona [1.4] 12 gisa, vorombe [1.5] |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 14 eio, o-i-e |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |