|
|
|
|

Teny iditra1  fandroana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Andro lehibe azo heverina ho fetimpirenena malagasy fahizay izay natao ho fidiovana indrindra sy hifampirariantsoa. Tamin' ny tsinam-bolana Alahamady tany an-tendrony ary tamin' ny fitsingerenan' ny nahaterahan' ny mpanjaka Ranavalona III taty aoriana no nankaJazana ny Fandroana. Nizara andro telo lehibe ny fandroana: ny tora-bolana, ny tena fandroana na fisasana amin' ny rano mba hidiovana, ary ny famonoana omby nakana hena natao jaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the Malagasy annual festival, so called because bathing is one of the chief points in its observance; a bath.
5  [1.7] a bath, bathing
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] bain
Ohatra  7  [2.59#] Dia tsy niova ny fomban'ny fandroana;
8  [1.437#] Ary andro tsy maty ny alin' ny fandroana.
9  [2.113#] Ralambo no nankalaza voalohany ny fandroana.
Fototeny  10  andro
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny fandroana io
Lahatsoratra  16  Randzavola: fandroana ao amin' ny Baiboly
Sary 
17 

Fivaditsoratra  18  afondrana, andarofan, andraofan, fandorana, fandroana, nandarofa, nandraofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21