|
|
|
|

Teny iditra1  olam-pototra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny vary naketsa ka maniry sady mahavokatra be dia be ny solofony sy ny sakeliny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] used in miolampototra
Singan-teny  5  olana, fototra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02