Teny iditra miolana (olana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifadiditra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to twist; to take by seizure of the hand. [Richardson 1885]
 to twist [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay être tordu; se tordre [Hallanger 1974]
Endriteny 
miolana
niolana
hiolana
miolàna

Teny iditra miolàna (olana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miolana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31