Teny iditra olimpanjehy (olitra, zehy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetra voalohany ananan' ny lolo raha vao foy, alohan' ny hiofoany ho samoma; misy tongony folo ny olimpanjehy, ka ny enina miraikitra amin' ny tratrany, ny efatra amin' ny kibony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the name of a caterpillar, so called from its motion of putting head and tail together before each step. [Richardson 1885]
Voambolana 

2013/05/30