Teny iditra | 1 olimpanjehy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetra voalohany ananan' ny lolo raha vao foy, alohan' ny hiofoany ho samoma; misy tongony folo ny olimpanjehy, ka ny enina miraikitra amin' ny tratrany, ny efatra amin' ny kibony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the name of a caterpillar, so called from its motion of putting head and tail together before each step. |
Voambolana |
5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Singan-teny | 6 olitra, mpanjehy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/27 |
![]() |