|
|
|
|

Teny iditra1  olombe (olona)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  olon-dehibe amin'ny taona [Taisaka] [1.78]
4  raibe sy renibe ary ny ray aman-dreny [Sihanaka] [1.78]
5  olona tsy be teny loatra ary morainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  d'un bon naturel, d'une nature facile, complaisant, calme, posé [1.3]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny olombe io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31