|
|
|
|

Teny iditra1  olo-manga
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a famous or notable person
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] un chéri, un favori
réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est
6  [1.8] personnage marquant, renommé
Ohatra  7  [2.528#] Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe!
8  [2.356#] Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena.
Singan-teny  9  olona, manga
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny olo-manga io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07