|
|
|
|

Teny iditra1  olo-masina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona efamaty nanana fitondran-tena namirapiratra tamin' ny fahamarinana, fahadiovana ary fitiava-namana, ka natsangan' ny Eglizy ho fakan-tahaky ny kristianina katolika eran-tany
Ohatra  4  [2.48] Ny fanafody, nambara ny Ranakandriana taloha, sy ny olomasina tsindriany Ranakandriana no milaza izany amy ny ntaolo taloha:
5  [2.296#] Fa loa-bolana izy, toa an' ilay Augustin' sady olomasina namirapiratra no ngezalahy indrindra angamba amin' ny mpandinika hoe: "Nataonao ho anao izahay, ry Tompo.
Singan-teny  6  olona, masina
Lohateny  7  Ny tantaran' ny Olomasina (Bethaz Giustino)

Fivaditsoratra  8  alomanosy, amolosany, ilomanosa, olo-masina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21