Teny iditra olombe (olona, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Olon-dehibe amin'ny taona [1.78]
  [Sihanaka] Raibe sy renibe ary ny ray aman-dreny [1.78]
 [ olom-be ] Olona tsy be teny loatra ary morainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay D'un bon naturel, d'une nature facile, complaisant, calme, posé [1.3]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31