|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  olonolona
Fototeny  2  olona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a recluse. Reduplicate of olona
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#460] action de se séparer, de s'isoler
Ohatra  7  ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory [2.245]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :

Teny iditra (2/2)12  olon' olona
Singan-teny  13  olona
Sokajin-teny  14  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] mpanompo
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3] esclave

Fivaditsoratra  17  aolonolon, naolonolo, olon' olona, olonolona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08