Teny iditra | 1 ombalahy antitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 ombalahy, antitra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ombalahy tsy matahotra na inona na inona; miaramila menavazana tsy miraika na amin' inona na inona |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415#6766] Vieux taureau. Se disait des vieux soldats qui ne fuient pas. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |