|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ombalahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] lahin' omby; iantsoana koa ny olo-mahery sy malaza
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a bull. A corruption of ombilahy. See ombe, omby
5  [1.7] a bull
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 2.415, 1.8] taureau
7  [1.3] boeuf mâle
Ohatra  8  [2.470] Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity.
9  [2.48] Tsy nampiady ombalahy Andrianampoinimerina.
Voambolana  10  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  11  omby, ombilahy, ombymanga, rana, vantotrombivavy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran' olona 
Lohateny  19  Ombalahy savika ombalahy (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny ombalahy io

Teny iditra (2/2)21  ombalahy
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.3] homme célèbre, guerrier distingué
24  [2.415] se disait des hommes de guerre et des gens illustres

Fivaditsoratra  25  ambiloha, hobalaim, holambai, ombalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07