Teny iditra | 1 ombalahy lafon' ny feony |
Singan-teny | 2 ombalahy, lafo, feo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 olona tsy dia misy vidiny firy fa be vava fotsiny [1.1] |
Tovy hevitra | 5 ombalahy lafon' ny vavany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |