| Teny iditra | 1 ombiasa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpisikidy sy mpanao ody
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a shaman, a medicine man, a diviner
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 devin
[1.8] |
| Voambolana | 6 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 7 ombiasy |
| Mpanahaka | 8 mpimasy |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 asimbao, ombiasa, 11 saombia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|