|
|
|
|

Teny iditra1  omby rano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] omby lazain' ny angano ho nitoetra tany anaty rano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] [rano, water.] a sea-calf
Voambolana  5  Fivavahana, finoana
Singan-teny  6  omby, rano

Fivaditsoratra  7  amborony, mirobona, noboriam, norobaim, omby rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21