|
|
|
|

Teny iditra1  omby volavita
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] omby misy fotsy eo amin' ny handriny, lamosiny, rambony ary ny tongony, izay natolotra natao hasin' andriana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] speckled cattle which are used as a sorona given on occasions of presenting hasina. Two five-franc pieces are generally given now as solon' omby vola vita [solo, a substitute].
Singan-teny  5  omby, volavita

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12