Teny iditra | 1 ondranondranana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 ondranondrana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] silly, half-witted. |
Ohatra |
6 [2.5#] Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho.
|
Tovy hevitra | 7 ondranana |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny ondranondranana io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |