Teny iditra | 1 ondry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] 5 [1.7] a sheep |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54, 1.13] mouton 7 [1.8] mouton, brebis |
Voambolana |
8 Haibiby: mampinono |
Mpanahaka | 9 ondrikondrika |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny ondry io |
Fivaditsoratra | 25 indro, Indro, ondry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |