Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ondry | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Adala nomen-tanan' ondry: na hosoloana hofany aza tsy mety. [1.1 #21]
Zaza nomen-tanan' ondry ka na soloana hofany aza tsy mety. [2.558] Zaza nomen-tanan’ ondry: raha soloan-kofany aza tsy mety. [2.415 #1553, 2.653 #3780] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo miraikitra amin' ny tiany na ny heviny ka tsy azo ahodin-doha na zavatra tsara sy marina aza no atolotra azy. [1.1 #21] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Enfant auquel on a donné une patte de mouton : si on lui donne la queue à la place de la patte, il ne veut pas. [2.415 #1553] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L' enfant ne connaît pas ses intérêts, mais cherche ce qui l' amuse : la queue vaut mieux que la patte. Sens plus général : préférer une chose insignifiante à une autre qui a de la valeur. [2.415 #1553] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Akaro, aidino, ohatra ny ondrin' ilay sarotra. [2.165, 2.558]
Akaro, aidino : toy ny andry ondrin’ ilay sarotra. [2.653 #37, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire monter et faire descendre sans cesse, comme fait un berger gourmand avec ses moutons. [2.165]
Faites monter, faites descendre : c' est comme le gourmand soupçonneux qui garde ses moutons. [2.415 #743] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Boutade dite par les inférieurs contre les chefs qui, suivant leurs intérêts, donnent des ordres et des contre-ordres. Le proverbe est emprunté à une légende : un gourmand, craignant que sa femme ne mangeât seule les bons morceaux pendant qu'il était aux champs à garder ses moutons, trouva quelque prétexte de les ramener avant l' heure à la maison, afin de surprendre sa femme ; mais il ne vit rien et repartit pour les champs avec ses moutons ; il fit à plusieurs reprises ce manège dans la journée. [2.415 #743]
Il monte avec eux au village - voir si le repas est prêt - puis les fait redescendre aux champs. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aleo mahia ondry andrasana, toy izay mahia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut garder des brebis maigres que d’avoir à son service des hommes décharnés. [2.974 #250] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Amboadia mitafy hodi-janak' ondry : ny tenany no takona, fa ny toetrany tsy miova. [2.558 #160] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Amboa homana ondry, ka ny aina no manefa. [2.415 #4268]
Amboa homana ondry, ka ny fo no manefa. [1.1 #62, 1.3] Amboa homan' ondry, ka ny aina no manefa. [2.558 #161] Amboa nangalatra ondry, ka ny fo no manefa. [2.165] Amboa nangalatra ondry: ny fo no manefa. [2.415 #4268, 2.653 #126] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny mpangalatra izay tsy maintsy manonitra arakaraka ny zavatra nangalariny. [1.1 #62] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chien qui est pris, mangeant une brebis, la paie de sa vie. [2.415 #4268]
Un chien qui a volé un mouton, il le paiera de sa vie. [2.165] Un chien qui est pris, mangeant une brebis, la paie de sa vie. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Quand un voleur est pris sur le fait, il est mis à mort. [1.3]
S' appliquait à celui qui s' était rendu coupable d' un crime entraînant la peine de mort. [2.165] Se disait des voleurs pris en flagrant délit de vol, entraînant la peine capitale ; ils étaient mis à mort sans autre forme de procès. [2.415 #4268] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Anantsinahy sy hen' ondry ka tafaray samy kafiry. [2.558 #199]
Anantsinahy sy hen' ondry mahia : tafaray samy kafiry. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Andevolahy nifahana ondry : tafahaona samy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave qui a mangé du mouton : c' est la rencontre de deux êtres qui ont les jambes maigres. [2.415 #529] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait le sort misérable des esclaves. [2.415 #529] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Andevolahy nifahana ondry : voky ny tonony ihany, ka tsy misy hasiana ny nahandrony. [2.415 #530, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave qui a mangé du mouton : repu par les grillades de viande, il n' a plus de place dans son ventre pour ce qui cuit dans la marmite. [2.415 #530] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui étaient trop pressés de manger. [2.415 #530] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Andriandahin' i Malaza : miantsena, lanjaina ; nony mody, milanja ondry. [2.415 #470, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Seigneur de Malaza : quand il va au marché, il est porté en palanquin ; quand il revient du marché, il porte un mouton sur ses épaules. [2.415 #470] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à un seigneur riche, mais original et de peu de tenue ; se disait en guise de moquerie. [2.415 #470] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Andry ondrin' Ikotokely, ka ny maty no Ikotokely miandry ondry ka ny maty no Ikotokely miandry ondry, ka ny maty no ananany. [2.165 #1445, 2.415 #554] Ikotokely miandry ondry: ny maty no ananany. [2.653 #1109] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ikotokely est gardien de brebis : quand une brebis meurt, c' est alors qu' il a une grande part. [2.415 #554]
Le petit gamin gardant des moutons: c' est de ceux qui ont péri seulement qu' il lui revient quelque chose. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il n' a encore aucun salaire, mais lorsqu' un animal périt par accident, il attrape un morceau de viande. [2.165]
Se disait des esclaves appartenant à des maîtres exigeants et cruels ; ils se réjouissaient des pertes de leurs maîtres, car ils pouvaient manger les bêtes qui mouraient ; on appliquait ce proverbe à tous ceux qui profitaient des pertes des autres. [2.415 #554] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Angolain' ny fitia rafozana, ka ondry velona no Angolangolain’ ny fitia rafozana, ka ondry velona no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poussé par l' amour de ses beaux-parents on sale un mouton vivant. [2.415 #1436]
Pris d' une affection bizarre pour ses beaux-parents, il met au sel un mouton tout vivant. [2.165 #1840] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui faisaient des choses extraordinaires pour plaire à leurs beaux-parents. [2.415 #1436] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Avy alina toa hen' ondry. [2.653, 2.558]
Avy hariva toa hen' ondry. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Aza atao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne traitez pas de petite chose qu' un mouton me marche sur le pied, cela fait mal. [2.415 #2688]
Quand un mouton me marche sur les pieds, ne dites pas que ce n' est rien, car ça fait mal quand même. [2.165 #1350] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy fantatra izay hanao kambana. [2.558 #433, 1.1]
Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy hita izay ho fara harena. [2.415 #2689] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aoka tsy hanao tsinontsinona ny kely sy ny madinika fa mety ho izy ireny aza no hahitan-tsoa. [1.1]
Aoka tsy hatao tsinontsinona ny olona na zavatra heverina ho kely na madinika, fa mety ho ireny no hahitan-tsoa. [1.1] Entimilaza fa tsy tokony hatao tsinontsinona ireo jerena toa kelikely na mavomavo fa mety ho izy ireny no hahavita zavatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne repoussez pas les brebis chétives, car vous ne savez pas en définitive quel sera votre dernier bien et ce que vous aurez pour dernière ressource. [2.415 #2689] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des vicissitudes de la vie et de l'inconstance de la fortune. [2.415 #2689] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Aza dia miolika hoatry ny tsinain' ondry ; fa Aza dia miolika loatra ohatry ny tsinain' ondry, fa ataovy tsotra toy ny tsinaim-balala. [2.558 #442] Aza dia miolika ohatra ny tsinain’ ondry ; fa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas sinueux comme les boyaux du mouton mais simple comme les intestins de la sauterelle. [2.415 #4974] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Aza manao halatra ondrin' Imahakà : raha misy mahita, hizahako ny havesany, nony tsy misy mahita dia lasany tokoa. [2.558]
Aza manao halatr' ondrin' Imahakà: ka mody mizaha ny havesany. [2.165] Aza manao halatr’ ondrin’ Imahakà : mody manao hoe: "Hizahako izay havesany". [2.653] Halatra ondrin' Imahakà : raha tsy misy mahita dia lasana, fa raha tran' ny olona dia hitsapako ny havesany. [2.558 #1253] Halatr’ ondrin’ Imahaka : raha hitan’ olona dia hoe : Mba hizahako ny havesany ; fa nony tsy misy mahita, dia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne volez pas des moutons à la façon d' Imahakà, lequel (en soulevant un mouton pour l' emporter) prétendait seulement le soupeser. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Imahakà est, avec son compère Ikotofetsy, un fripon fameux des contes malgaches. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Aza mikofokofoka, toy ny ondry teraka alina. [2.653 #623] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Aza miovaova: ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas changeant: aujourd' hui un mouton à tête blanche et demain un mouton à tête rouge. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Aza mitotototo toy ny ondry | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Dedaka maty ondry, nefa tsy manome rafozana. [2.415 #1441, 2.558 #971, 2.653 #829] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Fanfaron qui se vante d' avoir une brebis morte, et il ne donne pas de la viande de cette brebis à ses beaux-parents. [2.415 #1441] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il n'a qu' à garder le silence s' il ne veut pas donner. [2.415 #1441] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Hafahafa ohatra ny adin' ondrilahy : Hafahafa, ohatra ny adin’ ondrilahy: hihorehana, tsy misy milanja; avela ihany, mifamaky loha. [2.653] Mahasalasala ohatra ny adin' ondrilahy: Mahasalasala toa adin' ondrilahy : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rendre perplexe, comme un combat de béliers: on les excite, ils ne bougent pas (litt. ne se soulèvent pas l' un l' autre); on les laisse tranquilles, ils se brisent la tête. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Handrin' ondry sy handrin' osy. [2.415 #842, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Front de mouton et front de chèvre, c' est bien différent. [2.415 #842]
Un front de mouton et un front de chèvre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chacun a sa destinée ; se disait aussi de deux choses différentes. [2.415 #842]
Il y a quelque différence. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Hen’ ondry | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Hividy ondry hanahirana, nefa ny akoho mody ho azy. [2.558 #1352, 2.653 #1081] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Hoatry ny ondrilahy maro | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme plusieurs béliers dans le parc. [2.415 #3469] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ils ne s' entendent pas et se battent ; ce proverbe se disait des sens qui ne s'entendent pas. [2.415 #3469] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Ikotokely miandry ondry. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme Ikotokely qui garde les brebis : il n' en est pas le maître. [2.415 #3402] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L'intendant et le gardien ont le soin d' une chose, mais n'en sont pas les maîtres. [2.415 #3402] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Ikotokely miandry ondry : raha tsaratsara ny sakafo, dia sady maka kitay no miandry ondry, fa raha ratsiratsy ny sakafo, ny ondry aza ahina ho very. [2.558 #1395]
Ikotokely miandry ondry : raha tsaratsara sakafo, dia sady maka kitay no miandry ondry ; ary raha ratsiratsy sakafo, ny ondry aza no ahina ho very. [2.415 #555, 2.653 #1110] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ikotokely est gardien de brebis : si on lui donne un bon repas, non seulement il garde les brebis, mais il ramasse la provision de paille à brûler ; mais quand il mange mal, il ne peut même pas garder les brebis. [2.415 #555] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des maîtres avares et cruels qui donnaient à leurs esclaves une nourriture insuffisante ; sens général : pour bien travailler, il faut être bien traité. [2.415 #555] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Izay tsy ampy ketsa, mivezivezy, izay very ondry Ny tsy ampy ketsa mivezivezy; ny very ondry | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui n' a pas assez de plants de riz pour sa rizière, erre de tout côté ; celui qui a perdu une brebis, suit les bords de la rivière ; celui dont la femme n' est pas à la maison, tourne la tête de tout côté. [2.415 #5817] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens préoccupés, des âmes en peine. [2.415 #5817] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Lany tetika toa ondry bada. [2.558 #1744]
Lany tetika toa ondry momba. [2.165 #1862, 2.415 #916] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' avoir aucun descendant comme une brebis stérile. [2.415 #916, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Leon-kofakondry, ka tsy Rafotsibe | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Mamoaka omby zato, miandry omby arivo, ka ny mania no betsaka. [2.558 #1952]
Mamoaka omby zato, miandry omby arivo, ka tsy ilaozan’ izay hafa soratra. [2.415 #2201, 2.653] Mamoaka omby zato, miandry omby arivo : ny mania no be noho ny tonga ; mitari-drano an-kilahila : ny mitobaka no be noho ny mizotra. [2.415 #3349, 2.653 #1478] Mamoaka omby zato, miandry ondry arivo: ny mania no be noho ny tonga. [2.165 #1206] Miandry ondry zato, miambina omby arivo, ka tsy ilaozan' izay mania. [2.165 #149, 2.415 #1656] Miandry ondry zato, miandry omby arivo, ka tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Conduire cent bœufs, faire paître mille moutons: ceux qui errent à droite et à gauche sont plus nombreux que ceux qui arrivent tout droit. [2.165]
Garder cent moutons, faire paître mille boeufs, il y en a toujours qui s' égarent. [2.415 #1656] Quand on fait sortir du parc cent boeufs, quand on fait paître mille boeufs, dans un tel nombre il ne manquera pas de boeufs de couleurs diverses. [2.415] Quand on fait sortir du parc cent boeufs, quand on garde mille boeufs, ceux qui s' égarent sont plus nombreux que ceux qui rentrent; quand on canalise l' eau pour la conduire sur le versant d' une colline, il s' en perd plus qu' il n' en arrive par la conduite. [2.415] Quand on garde cent moutons et qu' on fait paître mille bœufs, il y en a toujours qui s' égarent. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait de la variété qui est inévitable ; autre sens : il est impossible qu' il n'y ait pas des méchants. [2.415 #2201]
Ce proverbe s' emploie en parlant d' un travail ou d' une affaire difficiles. [2.165] Se disait des biens qui se perdent en route, dans un procès, ou autrement. [2.415 #3349] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Manao ny ondry tsy mba ho harena, ka misoron' ondry velona. [2.558 #133] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Manao ondry tsy harena, ka misorona ondry boka. [2.165 #82, 2.653 #1553]
Misorona ny ondry tsy volony, ka mankaloza ny aretina. [2.653 #1839] Misorona ondry boka. [2.415 #5455] Misorona ondry tsy volony, ka mankaloza ny aretina. [2.165 #83, 2.558 #2417, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa zava-dratsy, fihomboan' aretina no mety ho azo raha tsy mahay mivavaka, raha zavatra ratsy no atao sorona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Considérer un mouton comme de peu de valeur et en offrir un qui est lépreux en sacrifice. [2.165]
Offrir en sacrifice un mouton lépreux pour remercier les Vazimba, de la guérison. [2.415] Offrir en sacrifice un mouton qui ne vaut pas grand' chose, c' est aggraver la maladie. [2.165 #83] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est de l'ingratitude, et les Vazimba se vengeront. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Mipapapapa ohatra ny ondry teraka alina. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Ondry manao kambana : velona ambin-karena, maty | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Double bien comme une vache qui a mis bas deux veaux en même temps : s' ils vivent c' est un surcroît de fortune ; s' ils meurent c' est un surcroît de nourriture. [2.415 #2213] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' une bonne aubaine. [2.415 #2213] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Mivadika imaso toa Mivadika imaso, toy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Se retourner en face comme les cornes d' un bélier. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Manquer impudemment à sa parole. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Avoir trop mangé de queue de mouton, et ne plus aimer ce qui remue. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chat échaudé craint l' eau froide. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La queue des moutons est bonne à être balancée, mais non les paroles (disputes). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il vaudrait mieux quelles soient en repos;. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Ny nenina tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6428]
Ny nenina tsy eo aloha hojerena, fa aoriana handatsa. [2.558 #3169] Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. [1.1] Ny nenina tsy mba mipetraka hatao mbay lalana, tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6429] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaka ny ondry ; fa avy manaraka, tahaka ny alika. [2.653 #2362, 1.1] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaky ny ondry ; fa avy manaraka tahaka ny alika. [2.974 #454] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaky ny ondry, fa avy manaraka tahaky ny alika. [2.415] Ny nenina tsy mipetraka hatao "Mbay làlana" , ary tsy mitsidika hatao "Mandrosoa" , fa aoriana vao mandatsa. [2.165] Toy ny nenina : tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy mipetraka atao mbay lalana, fa aoriana vao avy mandatsa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le regret n' est pas assis pour qu' on lui dise: "Laissez-moi passer" , et il ne frappe pas à votre porte pour qu' on lui dise: "Entrez" , mais ce n' est qu' après qu' il' vous insulte. [2.165]
Le regret ne vous précède pas, comme font les brebis, il vous suit comme font les chiens. [2.974 #454] Le remords ne marche pas en avant comme les brebis qu' on pousse devant soi, il suit comme les chiens. [2.415 #6430] Le remords n' est pas comme quelqu' un d' assis à qui on demande la permission de passer, ce n' est pas quelqu' un qui fait visite et à qui on dit d' entrer : il ne vient pas avant l' acte pour avertir, mais après pour reprocher. [2.415 #6429] Le remords n' est point un conseiller prévenant, mais un critique de ce qui a été fait. [2.415 #6428] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. il arrive à votre insu et en ennemi. [2.165]
Il ne vient qu' après l' action. [2.415 #6430] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Ny nenina tsy ondry roahina fa amboa manjohy lalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Ny nifin’ ondry no tsara tokana, fa ny mandeha irery tsy valiana. [2.653]
Ny nifin’ ondry no tsara tokana, fa ny teny tsy tsara tokana. [2.653] Ny nifin' ondry no tsara tokana fa tsy ny teny. [2.558 #3171] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Ny ondry boka manakely vidy ny namany. [2.558 #3200]
Ny ondry boka manaratsy ny namany. [2.165 #2031] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un mouton lépreux fait le déshonneur des autres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 44 | Ny ondry no kely hofaka, ny mpiandry no ratsy. [2.415 #3732, 2.558 #3200, 2.653 #2382] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si les moutons ont des queues maigres, c' est que le gardien est mauvais. [2.415 #3732] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 45 | Ny ondry va no kely sa izaho no tsy ampy hohajaina? [2.558 #3201, 2.653 #2383] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 46 | Ny ondry voatsipy taolana, ary ny amboa voatsipy vilona: tao ihany fa nifanolana. [2.165 #1688]
Ny ondry voatsipy taolana, ny alika Ny ondry voatsipy taolana, ny amboa voatsipy vilona : tao ihany fa nifanolana. [2.415 #3733, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Au mouton on a jeté un os, et au chien de l' herbe: les deux choses étaient bien là, mais pas à leur place respective. [2.165]
Au mouton on a jeté un os, et au chien de l' herbe : tout y était, seulement il y a eu confusion. [2.415 #3733] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui font les choses à rebours. [2.415 #3733] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 47 | Ny osy, na Ny osy, na Ny osy : Na | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La chèvre a beau avoir des cornes comme le bœuf, bêler comme le mouton, avoir une barbe comme l’homme, une queue comme le chien, une crinière comme le sanglier, elle restera toujours une chèvre. [2.974 #159] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 48 | Ny tongotr' omby an' Imavolahy, fa ny totohondry an' Iboto. [2.558 #3322]
Ny tongotr' omby an' Imavolahy; ny totohondry an' Iboto. [2.165] Ny tongotr' ondry an' Imavolahy, ny totohondry an' Iboto. [2.415 #989] Ny tongotr’ ondry any | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les pattes du mouton sont pour Mavolahy et les coups de poing pour Boto. [2.415 #989]
Les pieds du bœuf sont pour Imavolahy; quant à Iboto, il n' a que ses poings (à ronger). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe fait d' assonance : tongotr' ondry et totohondry se disait des parents qui montraient de la partialité envers leurs divers enfants. [2.415 #989]
Ce proverbe renferme un jeu de mots sur "tongotr' omby" et "totoHondry" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 49 | Ondry boka ka lazan-karena no sisa. [2.558 #3458] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 50 | Ondry boka tsy mba fihambo na ananana maro aza. [2.558 #3459] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 51 | Ondry homan-ketsa : maty homana ny meva. [2.653]
Ondry homan-ketsa : maty homana ny soa. [2.415 #2233, 2.653] Ondrilahy homan-ketsa : maty homana ny soa. [2.558 #3452] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Brebis qui mange des plants de riz : elle meurt de manger ce qui est bon. [2.415 #2233] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le maître des plants de riz l' assomme sur place ; sens : bien mal acquis ne profite pas, on est puni par où on a péché. [2.415 #2233] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 52 | Ondry kely voky tsiry: mitahiry lefona Ondry kely voky tsiry : voky ihany fa mitahiry lefona | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 53 | Ondrilahy diso ketsa, ka izay sahy no manome lasiventy. [2.558 #3451]
Toy ny ondrilahy diso ketsa, ka izay sahy manome lasiventy. [2.165 #1278] Toy ny ondrilahy diso ketsa, ka izay sahy no manome lasiventy. [2.415 #3149] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme un mouton qui a manqué l' époque du repiquage : celui qui en donne le plus, offre quatre-vingt-dix centimes. [2.415 #3149]
Pareil au mouton qui a manqué le moment du repiquage: celui qui en offre le plus en donne quatre-vingt-dix centimes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | A l' époque du repiquage on tuait un mouton pour la nourriture des ouvriers. [2.415 #3149]
Pour la nourriture des gens occupés au repiquage, on tuait souvent un mouton; une fois ce moment passé, les moutons ne se vendaient plus. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 54 | Ondrilahy diso rasa. [2.415 #3213] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bélier qui arrive trop tard pour le partage. [2.415 #3213] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des personnes ou choses qui arrivaient en retard, après coup. [2.415 #3213] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 55 | Ondrilahin' Ambohimangidy: hondrihondriny iraimbilanja; lava tandroka vao lasiventy. [2.165]
Ondrilahin' Ambohimangidy : hondrihondriny iraimbilanja, nony lava tandroka lasiventy. [2.558 #3449] Ondrilahin' Ambohimangidy : lava tandroka vao latsa-bidy. [2.558] Ondrilahin' Ambohimangidy : tonga soa vao latsa-bidy. [2.165, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un bélier d' Ambohimangidy: c' est quand il est gras que son prix baisse. [2.165]
Un bélier d' Ambohimangidy: petit, il vaut un franc; quand il a des cornes, il ne vaut plus que quatre-vingt-dix centimes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 56 | Ondrilahy natao tsindrim-barotra : lehibe ihany fa afa-boninahitra. [2.558 #3453] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 57 | Ondrilahy tonga hariva, ka mitady | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bélier qui rentre le soir: il cherche des feuilles de maïs à brouter. [2.415]
Bélier qui rentre le soir : il cherche des gourmands. [2.415 #4702] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gourmands. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 58 | Ondrilahy tsara toetra : sady be mangy no lava hofaka; ka manatrika, matin’ ny manginy; miamboho, matin’ ny hofany. [2.415 #2234, 2.558 #3455, 2.653 #2581] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bélier de belle apparence : il a la nuque charnue et la queue longue et grosse ; s' il regarde en face on le tue à cause de la grosseur de sa nuque ; et s' il se retourne on le tue à cause de sa queue. [2.415 #2234] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens victimes de leur prospérité et de leurs biens. [2.415 #2234] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 59 | Ondry mahia maty anaka : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Brebis maigre dont l' agneau est mort : elle se résigne à cette perte pour s' engraisser. [2.415 #2652] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | A quelque chose malheur est bon. [2.415 #2613] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 60 | Ondry : manao | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 61 | Ondry mivoaka maraina : bokan' ny ataony. [2.653, 2.415]
Ondry mivoaka maraina ka bokan' ny ataony. [2.558 #3463] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Brebis qui sortent de bon matin : elles deviennent lépreuses par leur propre faute. [2.415 #3058] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des libertins et des libertines. [2.415 #3058] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 62 | Ondrin' | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 63 | Ondrin-tsikajy, nefa mahalany | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mouton de douze sous pour lequel on dépense seize sous de soins. [2.415 #2400] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui dépensent plus que leurs revenus, font des dépenses disproportionnées. [2.415 #2400] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 64 | Rafotsibe leom-boanjo: ny sain' ondry avy no andosirany. [2.165]
Rafotsibe leom-boanjo: ny tain’ ondry avy no andosirana. [2.415 #1896, 2.653 #2605] Rafotsibe leom-boanjo : ny tain' ondry aza andosirana. [2.558 #3502] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vieille femme qui avait mangé trop d' arachides: elle fuit même les crottes de mouton, qui lui rappellent, par leur forme, les arachides qui l'ont rendue malade. [2.165]
Vieille qui est dégoûtée des arachides : les crottes de mouton même la font fuir. [2.415 #1896] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui attrapés une fois, ne voulaient plus se laisser prendre : chat échaudé, craint l'eau froide. [2.415 #1896] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 65 | Rafotsibe maty ondry, ka Rafotsibe maty ondry kely, ka misento homana ny atiny. [2.415] Rafotsibe maty ondry kely, ka mitsetra homana ny atiny. [2.415] Rafotsibe maty ondry kely : mitsetsetra homana ny atiny. [2.558] Rafotsibe maty ondry : misento homana ny atiny. [2.653 #2608] Rafotsibe maty ondry : mitsetra homana ny atiny. [2.653 #2608] Rangahibe maty omby: sady mitsetra no homana ny atiny; sady mangoraka no manontona ny tsoka. [2.415 #1846, 2.653 #2748] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vieille femme qui a perdu un mouton: elle pousse des soupirs tout en mangeant le foie. [2.165 #1968]
Vieille dont le mouton est mort : elle gémit de compassion tout en mangeant le foie. [2.415 #1902] Vieux dont le boeuf est mort : il gémit en mangeant le foie, il est ému de pitié tout en se préparant à manger la moelle. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La pitié ne l' empêche pas de chercher plaisir et intérêt. [2.415 #1902]
Se disait des chagrins et des consolations des vieux ; et aussi des profits retirés des pertes. [2.415 #1846] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 66 | Raha ny ondrin-dRabetsirava no mitondraka, vohay, fa ondrin-kavana; fa raha ny ondrin-dRainimanira no mitondraka, orosy ny rambony sy ny sofiny. [2.653 #2705]
Raha ny ondrin-dRabetsirava no mitondraka, vohay fa ondrin-kavana, fa raha ny ondrin-dRainimanira, orosy ny rambony sy ny sofiny. [2.558 #3639] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 67 | Tahaka ny katsaka: izay iainana misy Tahaka ny katsaka ka izay iainana misy Tahaky ny katsaka : izay iainana misy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme le maïs : il y a toujours à craindre pour sa vie : encore vert, il est brouté par les moutons ; quand il porte des épis, les chiens sautent après lui ; lorsqu' il est mûr, il excite la convoitise des enfants. [2.415 #5726] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des pauvres gens qui sont toujours sur le qui-vive. [2.415 #5726] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 68 | Toy ny Toy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme les cornes des béliers : avant d' atteindre un empan de longueur, elles se tordent. [2.415 #5344] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se dit des gens qui ne tardent pas à se dédire et à retirer leur parole. [2.415 #5344] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 69 | Toy ilay tongotr' ondry Toy ny tongotr' omby Toy ny tongotr' ondry Tongotr’ ondry Tongotr’ ondry Tongotr' ondry | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des pieds de mouton sans la peau, il n' y reste que les os. [2.165]
Pareil au pied écorché d' un bœuf: il n' y reste plus que les os. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce qui montre que le mouton n' est pas fameux à Madagascar. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 70 | Toy ny akotralahy : mibaby ny omby nohaniny, ka Toy ny ankotralahy : mibaby ny omby nohaniny, ka taitra ny ondry nandrasany, ary miloloha ny akoho nompiany. [2.653 #3183] Toy ny ankotralahy : mibaby ny omby nohaniny, ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme les soldats portant giberne : ils portent sur le dos le boeuf qu' ils ont mangé, le mouton qu' ils ont gardé leur donne l' alarme, et ils portent sur la tête les poules qu' ils ont élevées. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Plaisanteries sur ces soldats et leur uniforme ; allusion à la giberne, au tambour, etc. [2.415 #460] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 71 | Toy ny ondrilahy diso ketsa, ka tsy mifanendrihendry amin' izay vidiny niheverana azy nony namidy. [2.558 #4311] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 72 | Toy ny ondrilahy diso ketsa : tsy mifanitsy amy ny itadiavana azy. [2.653]
Toy ny ondrilahy diso ketsa : tsy mifanitsy amin' ny itadiavana azy. [2.415 #3148] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme un mouton qui a manqué l' époque du repiquage : cela ne concorde pas avec le moment où on en a besoin. [2.415 #3148] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ce qui ne vient pas à temps ; à l' époque du repiquage on tuait un mouton pour nourrir les ouvriers. [2.415 #3148] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 73 | Tsy hita hanaovana, hoatry ny ondry kely Tsy hita hanaovana, ohatra ny Tsy hita izay hanaovana azy, ohatra ny ondry kely | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une personne dont on ne sait pas quoi faire, c' est comme l' agneau que la mère n'allaite plus que le soir : si on le laisse à l' étable, il est couvert de mouches ; si on le conduit aux champs, il est couvert de graines de bident. [2.415 #3990] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des bons à rien. [2.415 #3990] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 74 | Tsy menatra hivadika imaso toa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui n' a pas honte de se retourner en face, comme les cornes du bélier. [2.415 #4963] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui manquent impudemment à la parole donnée. [2.415 #4963] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 75 | Tsy mety raha atao ondrilahy tsindrim-barotra, ka lehibe fa tsy mba lohany. [2.558 #4584]
Tsy mety raha atao ondrilahy tsindrim-barotra : lehibe tsy mba lohany. [2.653 #3404] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 76 | Tsy misy boribory ohatra ny tain' ondry, fa raha latsaka an-tany misy kitsambony. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 77 | Tsy misy ratsy natao valan' ondry, fa izay tiana mitombo tarehy. [2.558 #4742] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 78 | Zanak' ondry tao afovoan' ny amboadia, ka ampitso toa ho rava, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Brebis parmi les loups : demain il semble qu' elle sera mise en pièces, aujourd' hui, il semble qu' elle vivra. [2.415 #2835] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui sont dans l'expectative, dans une crainte continuelle. [2.415 #2835] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 79 | Zarazarao ny raharaha : ny tapa-tanana miandry ondry, ny tapa-tongotra mitoto vary. [2.653 #3765, 2.974 #24, 2.415, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Division du travail : le manchot garde les brebis, l’éclopé va piler le riz. [2.974 #24]
Qu' on distribue les travaux : que les manchots gardent les moutons et les culs-de-jatte pilent du riz. [2.415 #870] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chacun doit s' employer suivant ses aptitudes. [2.415 #870] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |