Teny iditra onina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipetrahana ao antrano na tanàna iray; fijanonana ela amin' ny toerana iray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Root of monina, onenana, fonenana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action d’habiter, de résider [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra onina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Root of onenina, mionina, manonina [1.2]

Teny iditra onina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The shape or appearance of anything [1.2]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16