Teny iditra | 1 oniversite |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay nomena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 university [1.209] |
Ohatra |
5 Saingy vaky boky no fototry ny fianarana tao amin' ny oniversite.
[2.356]
6 Ho an' ny ankamaroan' ny olona, ny oniversite dia fiketriketrehana fitokonana fotsiny. [4.27] |
Voambolana | 7 Fianarana |
Tovy hevitra | 8 anjerimanontolo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |