|
|
|
|

Teny iditra1  ontana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahatairam-po raha misy zavatra manaitra tampoka; fihendratana na fibitahana avy amin' ny toe-javatra mitranga; entana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Comp. entana.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] émotion subite, tressaillement
Voambolana  6  Ontam-po
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :

Fivaditsoratra  12  anonta, anotan, antano, naaton, nanato, nanota, nataon, natona, notana, ontana, taonan, tonàna, toñàña

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08