|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ora-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe orana
Ohatra  3  Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija [2.415]
4  Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [2.415]

Teny iditra (2/2)5  ora
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina [1.1]
8  Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9  An hour [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  Heure [1.13]
Ohatra  11  Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza. [2.324]
12  Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
Voambolana  13  Fotoana
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny ora io
Lahatsoratra  17  Randzavola: ora ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  18  aro, ora-, rao-, roa

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13