Teny iditra oram-baratra
Singan-teny orana ; varatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Orana be fiavy arahin-kotroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Rain accompanied with thunder and lightning [1.2]
Ohatra Avy tampoka ny orambaratra tamin' izay ka nisy vitsivitsy matin' ny varatra. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17