Teny iditra | 1 oriory |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 [2.499] Fenofeno ny fony, oriory mihitsy aza. 4 [2.529] leon' ny mihaino ny feony oriory toa milaza hoe: 5 [2.5] Andro fidina no tsy ahitana azy eo, oriory endrika, toa miandry zavatra, toa miandry olo-na. 6 [2.470] Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza. |
Fototeny | 7 ory |
Fivaditsoratra | 8 iroroy, oriory, riorio |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |