| Teny iditra | 1 oriory |
| Fototeny | 2 ory |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Fenofeno ny fony, oriory mihitsy aza.
[2.499#21]
5 leon' ny mihaino ny feony oriory toa milaza hoe: [2.529#49] 6 Andro fidina no tsy ahitana azy eo, oriory endrika, toa miandry zavatra, toa miandry olo-na. [2.5#143] 7 Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza. [2.470#72] |
| Fivaditsoratra | 8 iroroy, oriory, 9 riorio |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|