|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  oritra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiforetana, fipitsohana.
4  [1.13] vadi-kozatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.13] entorse
6  [1.3] froissement d'un linge empesé, foulure
Voambolana  7  Fahasalamana
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Mpanahaka  13  folaka
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)15  oritra
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] a stroke, a line, the partings of the hair, etc. see soritra.
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny iharana :
19  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  20  airotr, aoritr, aritro, irotra, oritra, riotra, roatry, roitra, triaro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31