|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  oro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6  doro, fandoroana [Taisaka] [1.78]
7  Fandoroana; doro: Nahatsiravina ny oro tanety nataon' ireo ratsy saina. [1.1]
8  fihinan'ny zaka amin'ny ôksizenina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9  burning. Compare may, doro, dotra, rehitra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  ce qui est brûlé, action de brûler [1.3]
11  combustion [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  oro
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  16  orona [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22