|
|
|
|

Teny iditra1  orotantsika > orotana
Fototeny  2  orotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ravin-javamaniry ongotana amin' ny tanana, ririsana: Oroty ny ravin' io voaroihazo io [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  orosana

Fivaditsoratra  10  anorato, anorota, anotora, naotrao, orotana, rotanao, tanorao, toroana