|
|
|
|

Teny iditra1  ory hava-manana
Singan-teny  2  ory, havana, manana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23