Teny iditra ory hava-manana (ory, havana, anana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31