Teny iditra | ory hava-manana | |
Singan-teny | ory ; havana ; manana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |