Teny iditra osaosa (osa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay duplicatif diminutif [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 
Ohatra Fa raha osaosa kosa ny ondry aman'osy, dia tsy mba napetrany teo ireny; ka dia ny osaosa no an'i Labana, fa ny matanjaka kosa no an'i Jakoba [Baiboly: 1:030:042/Genesisy 30:42..]

Teny iditra osaosa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (toute l'île) (de osa : faible, sans énergie). On écrit aussi par erreur osiosy. Nom des herbes dont les tiges sont courbées ras de terre et radicantes à la base. Surtout, d'après Bosser, Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae). Bonne espèce fourragère. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Echinochloa crus-galli

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31