|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  osaosa
Fototeny  2  osa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] duplicatif diminutif
Ohatra  6  Fa raha osaosa kosa ny ondry aman'osy, dia tsy mba napetrany teo ireny; ka dia ny osaosa no an'i Labana, fa ny matanjaka kosa no an'i Jakoba [2.996]
Tsipelina hafa  7  ososa

Teny iditra (2/2)8  osaosa
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (toute l'île) (de osa : faible, sans énergie). On écrit aussi par erreur osiosy. Nom des herbes dont les tiges sont courbées ras de terre et radicantes à la base. Surtout, d'après Bosser, Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae). Bonne espèce fourragère.
Voambolana  11  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13  asosao, osaosa, saosao, soasoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02