Teny iditra | 1 otoazana |
Fototeny | 2 oty |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tapahina hiala amin' ny taho: Otoazy ireo voankazo ireo fa efa masaka |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 otazana, toazana |
Fivaditsoratra | 10 anotoaza, atazonao, otazanao, otoazana, toazanao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |