| Teny iditra (1/2) | 1 ovotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ilay fotsifotsy afovoany indrindra ao anatin' ny hazo, tsoakan-dravinala sy rofia
[1.1] 4 [Betsimisaraka] Atin'ny ravinala, izay fotsy ary fihinana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 [Merina+Sakalava+Betsimisaraka] Bourgeon terminal des Arecaceae, encore appelé « coeur de palmier », ou chou-palmiste lorsqu'on l'utilise comme légume. C'est un mets recherché, mais la plupart des Arecaceae meurent lorsqu'on prélève le chou-palmiste. On en distingue, en malgache, de nombreuses variétés : ovo-boanio ou coeur de Cocotier, ovo-drofia ou coeur de Raphia, etc. Voir aussi ovatra
[1.196] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 ovotra |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 [Bara+Mahafaly] Nom plus spécialement donné à Typha angustifolia L. (Typhaceae), dont on consomme le coeur (Voir ovotra ). Les feuilles adultes sont aussi employées en sparterie pour la confection de nattes et de chapeaux grossiers.
[1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 14 avotro, ovotra, 15 Ratovo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|