Teny iditra | 1 paik' afo |
Singan-teny | 2 paika, afo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba fakana afo amin' ny vato roa izay ampifampikasohina dia miteraka afo; tsy vato roa ihany no azo atao toy izany, fa tapa-kazo kely roa koa toy ny tahon-tseva, ohatra, izay ampifandilorina dia midona-tsetroka |
Fanazavàna teny italianina |
5 [1.18] [Mahafaly, Tanosy]
[paikafo] vatoafo, afokasoka |
Fivaditsoratra | 6 fiapoka, fipaoka, fipoaka, paik' afo, piafako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |