| Teny iditra | 1 paingo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vy mavesatra miaraka amin' ny gadra; fatotra iray avy amin' ny tongotra roan' ny vorona, izay akambana mitohy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Fers qu’on met aux pieds
[1.3#476] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 25 parapaingo |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 27 apongy, paingo, 28 pionga |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|