Teny iditra | 1 parapaingo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fototra mafy amin' ny tady na rojo vy; gadra misy masomby natao tamin' ny tongotry ny olomeloka fahiny: Ataovy amparapaingo io akoho io sao lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the name of a kind of fetters. [swa. Para, to scrape to the ground, and pingu, fetters.] See ampaingo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] fers qu'on mettait aux pieds des esclaves fugutufs et d'autres condamnés; ils se composaient de deux anneaux rivés au-dessus de la cheville du pied, et reliés entre eux par deux autres anneaux oblongs qui [ermettaient le mouvement. On donne aussi ce nom aux entraves qu'on met aux pieds des volailles ou d'autres animaux. |
Ohatra |
6 [2.996] Vao nandre ny fahatongavany ireo mpandranto teo amin'ny tany, dia nitondra volafotsy sy volamena betsaka ary parapaingo koa nentiny nakao amin'ny tobin'ny Siriana hividianany ny zanak'Israely hataony andevo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 paingo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |