Teny iditra | paoma | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Karazan-kazo fihinam-boanampidirina teto, misy voany kely madinika, fihinana amin' izao na atao kaonfitira na anaovana ranom-boankazo; ny ranon' ny paoma koa, rehefa avala hiketriketrika, dia anaovana zava-pisotro atao hoe sidira [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | an apple [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | pomme [Hallanger 1974] | ||||
[Merina] (du français : pomme). Orthographe moderne. Malus communis Desf. (Rosaceae). Nom de la pomme (fruit) et du Pommier. Ce sont surtout des variétés françaises qui ont été introduites, notamment la Reinette du Mans, qu'on a baptisée à Madagascar « Pomme de Soanindrariny ». Elles ont été multipliées par les Stations agricoles d'Antsirabe et de Nanisana. Autrefois, une petite usine fabriquait des jus de pomme : ranom-paoma ; Malzac orthographiait poma. [Boiteau 1997] | |||||
Voambolana | Haizavamaniry: Voankazo | ||||
Anarana siantifika | Malus communis | ||||
Ny fihaviany | Frantsay: pomme. | ||||
Tsipelina hafa | poma | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |