Teny iditra paradisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Paradise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Paradis [1.8]
Ohatra 
1Ho tokantrano toy ny Paradisa an-tany; [2.346]
2anefa dia lasa nankany am-Paradisa izy. [2.649]
Lohateny Nofim-paradisa (Razakarivony Arthur)
Ny fihaviany Frantsay: paradis.
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30